|
|
|
|

Teny iditra1  sanda azo ampiasaina
Singan-teny  2 sanda, 3 azo, 4 ampiasaina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fitambaran' ny taratasim-bola sy ny lelavola eo antanana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 valeur disponible. [1.13]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11